COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Hans
Les éruptions cutanées sont des symptômes de la COVID19.

Eruption cutanée : un symptôme moins fréquent de la COVID19

Les symptômes de la covid 19 évoluent. Les plus fréquents sont la toux sèche, la fièvre et la fatigue. Cependant, d’autres symptômes apparaissent chez certaines personnes. Comme la perte du goût et de l’odorat. Et actuellement les éruptions cutanées peuvent aussi être associées à ce virus. Généralement ces éruptions liées au coronavirus se manifestent par le changement de couleur de la peau ou de la paume de la main. Le docteur Antoine Ravelojaona, explique qu’en général une personne a un teint chaud. C’est-à-dire une couleur jaunâtre ou marron. Dès que la couleur de la peau ou de la paume de la main change en rose, elle peut être un signe de la Covid 19.

Concernant les décès liés à ce virus, les proches des victimes ont aussi des difficultés à surmonter le deuil. Une fois que la victime décède, les proches ne peuvent plus les voir. Ainsi la psychologue Hoby Andriamiharimanina explique qu’afin de surmonter ce deuil, il faut d’abord symboliser ce dernier moment avec la victime. Exemple exprimer ses émotions à travers une lettre.

Studio Sifaka · 2021-02-22 Fandaharana SANTENAKA - ERUPTION CUTANEE

Mivoatra tsikelikely ny soritr’aretin’ny covid 19. Ny mahazatra indrindra dia ny kohaka maina, ny tazo ary ny havizanana. Na izany aza, misy soritr'aretina hafa miseho amin'ny olona sasany. Toy ny fahatsapana tsiro sy fofona. Ary amin'izao fotoana izao dia isan’ny fambaran’aretina ihany koa ny fisian’ny fiovana loko sy mibontsina amin’ny hoditra sy felatanana. Amin’ny ankapobeny dia mafana ny lokon’ny hoditry ny olona. Izany hoe somary mavo na marron. Raha miova mavokely kosa ny lokon’ny faritra sanany amin’ny vatana dia mila mailo hoy ny mpitsabo Ravelojaona Antoine fa mety ho fambaran’ny coronavirus izany. Mikasika ny fitomboan’ny olona maty vokatry ity aretina ity kosa dia sarotra ho an’ny havann’ny maty ny miatrika izany. Raha oharina amin’ny fahafatesina sasany dia tsy azo jerena intsony ny maty fa tsy maintsy mifono avy hatrany. Mba hahafahana miatrika izany ampitoniana dia azo atao ny manamrika ilay fotoana farany iny amin’ny fomba maro samihafa oy ny mpahay toetr’olona Andriamiharimanana Hoby. Ohatra, manoratra taratasy hamoahana ny alahelo

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter