COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
Porter trop souvent des talons hauts peut nuire à la santé des pieds.

Les chaussures à talons et les ongles incarnés

Les chaussures à talons ont évolué de plus en plus depuis le 5ème siècle et sont toujours appréciées au 21ème sièclede nos jours. De nouvelles tendances sortent chaque année. Cependant, les porter ne sontn’est pas sans conséquences physiques. Selon les témoignages recueillis auprès de certaines femmes, elles onton recense des maux de dos, de jambes ou de tendons d’Achille. Le kinésithérapeute explique qu’en principe les plantes des pieds doivent s’aligner au même niveau. Pourtant, avec les talons hauts, c’est impossible. Selon ce kinésithérapeute, la démarche peut se déformer si on les porte souvent.

A part les effets néfastes des talons hauts sur la santé physique, les ongles incarnés impactent également la santé des pieds. Cette pathologie se manifeste par la pénétration de l’ongle dans la peau qui l’entoure. Après des douleurs et des rougeurs sur la peau peuvent survenir. Le docteur Antoine Ravelojaona explique que mettre des chaussures serrées est la principale cause des ongles incarnés. Ils peuvent quand même être soignés. 


Studio Sifaka · 2021-02-23 Fandaharana SANTENAKA - CHAUSSURE A TALONS & ONGLES INCARNES

Ireo kiraro avo voditongotra dia nivoatra hatrany amin’ny taonjato faha-5. Misy endrika vaovao mivoaka foana isan-taona. Ary mbola malaza izy amin’izao fotoana izao. Na izany aza, ny fanaovana ity kiraro ity matetika dia misy fiantraikany eo amin’ny fahasalamana. Raha ny fitantaran’ireo ny vehivavy sasany dia marary lamosina, tongotra na tendron tendon d’Achilles izy ireo rehefa manao kiraro avo voditongotra. Manazava ny kinésithérapeute fa amin'ny ankapobeny ny faladian'ny tongotra dia tokony hiaraka hipetaka amin’ny tany. Tsy izay anefa no mitranga rehefa manao io karazana kiraro io. Miakatra ambony ny vodi-tongotra ary milatsaka ny rantsana.  Raha ny fanazavan'ity kinésithérapeute ity dia mampiova ny fomba famindra ny fanaovana kiraro avo matetika.

Ankoatr’izay dia isan’ireo olana amin’ny fahasalaman’ny tongotra ihany ny « ongles incarnés » na hoho misitrika anaty hoditra. Rehefa miditra amin’ny hoditra ny hoho dia manomboka marary ilay hoditra ary las amenamena. Ny fanaovana kiraro tery no isan’ny mahatonga io tranga iray io araka ny fanazavan’ny mpitsabo Ravelojaona Antoine.Na izany aza dia mbola azo sitranina ihany izany.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter