Se blesser en faisant du sport implique souvent un arrêt temporaire des activités sportives. Les blessures les plus fréquentes sont la déchirure, les fractures, l’entorse et les traumatismes au niveau des organes génitaux. Cependant, il y a d’autres blessures comme les accidents cardio-vasculaires. Ainsi, après ces dommages, des traitements et des suivis sont obligatoires avant de reprendre le sport. Le médecin du sport Tsihory Andriamanalina explique que le joueur doit rester en dehors des compétitions durant un certain moment. Un calendrier de reprise et de rééducation doit être remis à son préparateur physique. Les entraînements se feront progressivement suivant ce calendrier. Si ce programme n’est pas suivi correctement, l’athlète peut faire une rechute.Â
La tendinite est également une des blessures fréquentes chez les sportifs. Cependant, cette pathologie peut concerner tout le monde. En général, ce sont les personnes âgées, les sportifs et les femmes qui portent souvent des talons hauts qui sont les plus touchées par cette blessure. L’obésité peut aussi en être la cause, explique le kinésithérapeute, Laza Rakotondrasoa.
Ny faharatrana amin’ny fanatajahantena dia midika ho fijanona vonjimaika amin’ny fampisam-batana be loatra. Ny ratra mahazatra dia ny faharovitan’ny hozatra sy nofo, ny fahatapahan’ny taolana, ny faharatran’ny taovam-pananahana. Na izany aza, misy tranga hafa toy ny aretim-po ihany koa. Noho izany, mila manaraka fitsaboana aloha rehefa maratra. Ary tsy maintsy misy ny fanaraha-maso atao. Misy ny tetiandro tsy maintsy arahin’ny mpanomana ara-batana rehefa avy maratra ny mpilalaony. Manazava ny mpitsabo ara-panatanjahan-tena, Tsihory Andriamanalina, fa tsy mbola mahazo manao fifaninana avy hatrany aloha na dia efa hita fa sitrana aza fa mila manazatra tena tsikelikely aloha. Raha toa ka tsy araka izany dia mety hiverina ilay ratra amin’ny fotoana tsy ampoizina.
Ny tendinite, na ratra mahazo ny hozatra mifampitohy amin’ny taolana eo ambonin’ny voditongotra ihany koa dia isan’ny mpahazo ny atileta. Na izany aza, mety hahazo ny olona rehetra ihany koa izany. Amin'ny ankapobeny dia ny olona nahazo taona, ny mpilalao ary ny vehivavy manao kiraro avo matetika no voakasik'ity ratra ity. Mety mahatonga izany ihany koa hoy ny ny kinésithérapeute Rakotondrasoa Laza ny fananana toebatana obèse na lanja mihoatra ny tokony ho izy.