Base de la médecine traditionnelle chinoise, l’acupuncture consiste à stimuler des points spécifiques à divers endroits de notre corps, chacun correspondant à un organe, par l’intermédiaire d’aiguilles.
Selon Harivony Raelinirina, médecin en acupuncture au sein de l’INSPC ou institut national de santé publique et communautaire à Befelatanana, l'acupuncture peut très bien être associée à d’autres médecines. D’un simple mal de tête à des maladies telles que la paralysie faciale en passant par la fatigue ou le stress, l'acupuncture peut guérir bien des maux.Â
« Avant je traînais les pieds quand je marchais à cause de mes douleurs au niveau de la sciatique, après quelques séances, je me suis remise à marcher normalement, je peux même refaire du sport » témoigne Herilanto, une abonnée à cette médecine traditionnelle.Â
Cette pratique, de plus en plus courante dans le pays, devient une alternative à la médecine moderne pour certains. Pour précision, la manipulation d’aiguilles est uniquement réservée aux professionnels.Â
« Sahirana aho namindra, tena nitarika tongotra mihitsy, rehefa nanao tsindrona volamena anefa dia afaka tanteraka izay olana izay, ary efa miverina manao fanatanjahantena aho amin’izao», hoy Herilanto, izay nisafidy ny hitsabotena amin’ny alalan’ny tsindrona volamena na ny « acupuncture ». Fitsaboana nentim-paharazana sinoa ampiasaina fanjaitra anairana ny faritra sasany eo amin’ny vatana izay mifandray amin’ny taova ao anaty marihina fa mpitsabo efa matihanina amin’io sehatra io ihany no afaka manatanteraka izany.Â
Azo ampiarahina tsara amin’ny fitsaboana hafa ny tsindrona volamena hoy i Harivony Raelinirina, mpitsabo amin’ny alalan’ny tsindrona volamena ao amin’ny INSPC Befelatanana. Ary afaka manao azy io avokoa ny olondrehetra. Maharitra 15mn ka hatramin’ny ora iray ny faharetan’ny fijanonanany fanjaitra eo amin’ny vatany olona iray araka ny aretina mahazo azy, toy izay ihany koa ny isan’ny fanjaitra eo amin’ny vatana.