Fibilo-kazondamosina no atao hoe scoliose. Ireo zaza eo andalam-pitomboana no matetika ahitana azy io. Antony mety mahatonga ny scoliose ny tiberkilaozy amin’ny taolan-damosina, ny tsy fahatomombanana hatrany ambohoka, ny poliomyelite, na ihany koa antony avy amin’ny atidoha araka ny fanazavan’i Dokotera Rakotonoely Domoina Soa Kanto. Misy ihany koa ny scoliose idiopathique, izany hoe tsy fantatra ny antony nahatonga azy. Miresaka ny mikasika ny lombalgie na ny aretin-damosina kosa i dokotera Ralahy Fanjalalaina, chirurgien orthopédiste, ato anatin’ny fandaharana Santenaka.
La scoliose est la déviation ou déformation de la colonne vertébrale survenant à la période de croissance. Elle peut être causée par la tuberculose de la colonne vertébrale, la poliomyélite, la malformation congénitale ou d’origine neurologique, selon les explications du Docteur Domoina Soa Kanto Rakotonoely. Il y a aussi la scoliose idiopathique, c’est-à -dire sans cause reconnue. Le Chirurgien Orthopédiste, Docteur Ralahy Fanjalalaina, nous en dit plus sur la lombalgie ou les maux de dos dans l’émission Santenaka.