Faire du sport est essentiel pour la santé mais comme toute chose, un excès peut nuire à la santé. Pour ceux qui sont obligés de faire du sport, comme ceux qui sont dans une équipe nationale, il est important de gérer la fréquence des entraînements quotidiens. Exemple : un jour pour les entraînements techniques, le jour suivant uniquement pour travailler les muscles.
Ilaina ny manao fanatajahantena saingy toy ny zavatra rehetra raha toa ka tafahoatra dia miteraka tsy fahasalamana. Ho an’ireo tsy maintsy manazatra tena toy ireo ao anatin’ny ekipam-pirenena kosa ilaina ny mandajalanja ny fanazarantena atao isan’andro. Ohatra : ny andro iray mizatra amin’ny lafiny tekinika fotsiny, ny andro manaraka manao « musculation » ary ohatra izay hatrany hatrany.