Vrai. Cela est le cas pour tous les vaccins en général. Pourquoi ? Les femmes ont généralement un niveau d'anticorps plus élevé que les hommes. Cette différence est plus marquée à l'âge adulte. Par ailleurs, une plus grande production d'anticorps implique une réponse plus forte aux vaccins.  Les scientifiques supposent qu'un facteur hormonal joue un rôle dans cette différence. Â
En effet, les hormones féminines (œstrogènes et la progestérone) empêche le récepteur, porte d'entrée du coronavirus dans les cellules. À l'inverse, la testostérone, ralentit la production de cytokines. Ces dernières sont des molécules du système immunitaire qui jouent un rôle de messager semblable au rôle des hormones. Les cytokines entraînent l'inflammation qui va détruire les cellules infectées.
Les effets secondaires des vaccins anti-covid graves sont rares dans les pays qui ont commencé les campagnes de vaccination. À ce jour, il s'agit surtout de symptômes grippaux, tels que la fièvre, la fatigue, les maux de tête, les nausées, etc...
Â
Ny vehivavy tokoa ve no tena mora handairan’ny vokadratsy ateraky ny vakisiny hiarovana amin’ny COVID-19 ?
Eny, marina izany. Mahakasika ireo vaksiny amin’ny ankapobeny mihitsy izany. Fa maninona ary ? Ny vehivavy tsinona, amin’ny ankapobeny, manana tahana hery fiarovana ambony kokoa noho ny lehilahy. Hita kokoa izany rehefa lehibebe iny ny olona. Etsy andaniny, ny famokarana hery fiarovana betsaka midika fa mila vaksiny mahery kokoa. Milaza ireo mpikaroka fa misy hidiran’ny tsirim-panentana no antony izany.
Marina tokona aloha fa ny tsirim-panentana vehivavy (ny œstrogène sy ny progestérone) no manakana ireo mpandray ny vaksiny, izay varavarana hidiran’ny coronavirus any anaty sela. Mifanohitra amin'izay anefa, ny tsirim-panentana lehilahy, ny testostérone, mampihena ny famokarana cytokines. Ity farany dia singa ao anaty ny hery fiarovana, izay mitovy anjara asa amin’ny tsirim-panentana. Ny cytokine no mahatonga fahamaizana izay mety hanimba ireo sela nidiran’ny coronavirus.
Vitsy izao ireo vokadratsy ateraky ny vaksiny miaro amin’ny Covid izay mitera-doza indrindra any amin’ny firernena izay nanomboka ny fanaovam-baksiny faobe. Hatramin’izao aloha, soritraretina manambara gripa toy ny fanaviana, harerahana, aretin’andoha, maloiloy no vokadratsy ateraky ny vaksiny miaro amin’ny COVID-19.