Depuis le début de la pandémie, les scientifiques ont démontré que le coronavirus interagit avec un récepteur qui permet au virus de pénétrer à l’intérieur des cellules. Trois types cellulaires sont concernés : le premier est au niveau des poumons, le deuxième au niveau des intestins et le troisième est au niveau de la cavité nasale. Cette dernière, une fois infectée par le virus génère une inflammation qui perturbe les nerfs présents à proximité. Cela expliquerait pourquoi un nombre important de personnes infectées à la COVID-19 ont perdu l’odorat.
Â
Ahoana ny mahatonga ireo mararin’ny COVID-19 sasany tsy haheno fofona intsony ?
Nanomboka hatramin’ny niatombohan’ny valan’aretina, nanamarina ireo mpikaroka fa mifandray amin’ilay singa mpandray, izay varavarana hidirany ao amin’ny sela, ny coronavirus. Karazana sela 3 no voakasika amin’izany : ny voalohany eo amin’ny avokavoka, ny faharoa ao amin’ny tsinay ary ny farany ao amin’ny lavak’orona. Mamaivay ity farany rehefa mifampikasoka amin’ilay otrikaretina ary manimba ny hoza-dretsika ao amin’ny orona sy ny manodidina azy. Izay no mahatonga ireo olona marobe voan’ny coronavirus tsy hahare fofona intsony.