Le manque d’eau peut provoquer une constipation, surtout chez les enfants et les personnes âgées. Mais la constipation a aussi d’autres causes : à suivre dans l’émission Santénaka avec le Docteur Christian Rakotonindrina.
Tsy mandeha mamonjy toeram-pivoahana nefa poritra. Mampitohana ny fivoahan’ny maloto izany ka mila fitandremana tanteraka, indrindra ho an’ny ankizy sy antitra izay isan’ny tena marefo ny toe-batany. Arahinao ao anatin’ny fandahrana Sante naka ny atao hoe Fitohanana.