Les enfants sont moins exposés aux cas graves du coronavirus, d’ailleurs, les plus jeunes transmettraient beaucoup moins la COVID-19. C’est pour cela que jusqu’à maintenant leur vaccination n’est pas une priorité.
Néanmoins, une fois qu’il y aura suffisamment de doses et que les adultes seront vaccinés, pour certains scientifiques la vaccination des enfants est cruciale pour éradiquer la pandémie.
D’ailleurs, le 16 mars dernier, l'entreprise américaine Moderna a annoncé avoir commencé des essais de son vaccin contre la COVID-19 sur des milliers d'enfants âgés de 6 mois à 11 ans aux États-Unis et au Canada. Jusqu’ici, il s'agit surtout de déterminer quel dosage est le mieux adapté pour eux.
A noter que pour le moment, le vaccins Pfizer est autorisé pour les personnes âgées de 16 ans et plus, et ceux de Moderna et de Johnson & Johnson pour les 18 ans et plus. Quant à AstraZeneca, le laboratoire britannique étudie de son côté l'effet de son vaccin dès 6 ans.
Voakasiky ny vaksiny miaro amin’ny COVID-19 ihany koa ve ny ankizy ?
Â
Tsy dia voakasiky ny tranga atahorana amin’ny coronavirus loatra ny ankizy ary tsy mamindra an’ilay tsimokaretina izy ireo. Izany no mahatonga hoe tsy dia maika ny fanaovana vaksiny azy ireo.
Nefa rehefa misy fatrana vakisiny ampy ho an’ny rehetra, ary vita avokoa ireo olondehibe, dia toa tsy maintsy hatao vaksiny ihany ireo ankizy araka ny voalazan’ny mpikaroka sasany mba hamongorana tanteraka ny valan’aretina.
Ny 16 martsa teo, nilaza ny orinasa amerikana Moderna fa efa nanomboka nanao andrana ireo vakisiny hiarovana amin’ny COVID-19 teo amin’ny zaza enim-bolana hatramin’ny 11 taona ao Etazonina sy Canada izy ireo.
Amin’izao aloha, mbola jerena ny fatrany mety tsara amin’izy ireo.
Marihina fa ny vaksiny Pfizer dia azo hatao amin’ireo olona 16 taona noho miakatra. Ny an’i Moderna sy Johnson&Johnson kosa ho an’ireo 18 taona noho miakatra. Ny an’i AstraZeneca, ilay laboratoara britanika, eo am-pikarohana ny vokatry ny vaksiny manomboka ny faha-6 taona izy ireo.