COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
Se faire dépister au bon moment permet de révéler des résultats fiables au test du coronavirus.

Qu’est-ce qu’un faux négatif à la COVID-19?

Un faux négatif est un test PCR qui ne détecterait pas le virus alors qu’il est pourtant bien présent dans le corps de la personne testée. Selon les scientifiques, techniquement si vous êtes atteint du coronavirus dans le nez on le trouvera à 100 %. Le test PCR reste le moyen le plus fiable de détecter  une infection au coronavirus. Pourtant dans certains cas, il arrive parfois que le PCR ne détecte pas le virus alors que la personne est porteuse de ce dernier. En effet, un test peut passer à côté de la contamination dans deux cas. Le premier : si le prélèvement a été mal réalisé, par exemple si l’écouvillon n’a pas été enfoncé assez profondément dans les fosses nasales et qu’il n’extrait pas assez de cellule. Le deuxième : si la personne se fait dépister trop tôt ou trop tard.

Par exemple, avant l’apparition des premiers symptômes, seuls des résidus de la COVID-19 se trouvent dans vos fosses nasales, dans ce cas le test ne détectera pas forcément l’ADN du virus et le résultat du test PCR sera négatif, alors que deux jours plus tard des symptômes comme la toux et la fièvre apparaîtront et vous serez positif au même test.

Ce qu’il faut retenir, c’est que le PCR détecte au moment T si la personne est porteuse du virus ou non. On peut être négatif au moment du test et infecté quelques minutes plus tard. Il est donc important de faire le test PCR au moment où on a des symptômes.

À noter que le PCR reste le test le plus fiable à ce jour.


Studio Sifaka · 2021-03-30 DECRYPTAGE - FAUX NEGATIFS VF

Inona  ilay atao hoe « faux négatif » amin’ny COVID-19?

Fitiliana PCR tsy mahita hoe voan’ ilay tsimokaretina ny olona izay mitondra ny coronavirus no atao hoe “faux négatif ». Araka ny filazan'ny mpahay siansa, ara-teknika raha misy coronavirus ao amin'ny orona dia tokony ho hita 100% izany.

Ny fitiliana PCR no fomba azo antoka indrindra hahitana ny otrikaretina Coronavirus. Kanefa indraindray tsy mahita ilay tsimokaretina amin’ny vatan’ny olona ny PCR. Roa no mety ho anton’izany: Voalohany raha ohatra ka tsy nanaraka ny fenitra ny fitiliana, ohatra hoe tsy natsofoka tsara tanaty lavakorona ilay écouvillon na ilay fitaovana fanaovana fitiliana iny ka tsy ampy ireo sela voarainy. Faharoa raha ohatra ka aloha na tara loatra no hanaovana ny fitiliana.

Ohatra, alohan'ny hisehoan'ireo soritr'aretina voalohany, ambiny kely amin’ny COVID-19 sisa no hita ao amin’ny lavan-korona, ka tsy voatery hahita ny ADN an’ilay tsimokaretina ny fitiliana, négatif araka izany no mety ho valiny. Kanefa roa andro aty aoriana, mety hiseho ny soritr'aretina toy ny kohaka sy ny fanaviana, ary ho hita amin’izay fa mitondra ny tsimokaretina raha manao io fitiliana io ihany.

Ny tsara ho fantatra dia misy fotoana voafaritra hahitan’ilay fitiliana fa mitondra na tsia ny tsimokaretina ilay olona. Mety tsy ho hita hoe mitondra ny tsimokaretina izy mandritra ilay fitiliana kanefa afaka miparitaka izany minitra vitsy aty aoriana. Zava-dehibe araka izany ny hanaovana ny fitiliana PCR amin’ny fotoana hisehoan’ireo soritr’aretina.

Marihina fa ny PCR aloha hatreto no fitiliana azo antoka indrindra.


Studio Sifaka · 2021-03-30 DECRYPTAGE - FAUX NEGATIFS VM
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter