Selon la publication scientifique The Lancet, le vaccin Russe a démontré une efficacité à 91,6% au bout de 28 jours d’injection. Sputnik V serait d’ailleurs l’un des trois seuls vaccins à avoir prouvé son efficacité de plus de 90%. Les deux autres étant Pfizer/BioNTech et Moderna, dont l'efficacité dépasse les 90%.
La technologie de Sputnik V est la même que celle choisie par les laboratoires AstraZeneca et Johnson &Johnson : ce sont des vaccins à adénovirus, aussi appelé vaccin à vecteur viral. C’est une technologie qui a été développé à un stade avancé contre le virus Ebola.
Sputnik V est aussi l’un des vaccins les plus abordables et qui permet une logistique des plus facile, notamment pour les pays chauds et aux moyens limités. En effet, il peut être stocké entre 2 et 8 degrés celcius.
Spotnik V est déjà utilisé dans plusieurs pays. En date du 10 mars dernier, il était approuvé dans 48 pays, parmi eux : la Russie, l’Algérie, le Kazakhistan et l’Argentine. Du côté de L’Union Européenne, les 27 pays sont divisés, son homologation par l’Agence européenne des médicaments est bloquée depuis plusieurs jours.
Inona no fantatra momba ilay vaksiny rosiana Sputnik V?
Raha ny nambaran’ilay gazety siantifika The Lancet, mahomby any amin’ny 91.6% any ny vaksiny Rosiana, 28 andro aorian’ny tsindrona. Voaporofo rahateo fa anisan’ireo vaksiny telo mahomby indrindra izy, izany hoe mihoatra ny 90% ny taham-pahombiazany. Tahaka ny vaksiny Pfizer / BioNtech sy Moderna ihany koa
Mitovy amin’ny Teknnolojia ampiasain’ny ivontoeram-pikarohana AstraZeneca sy Johnson & Johnson ny teknolojia ampiasain’ny Sputnik V: karazana vaksiny adenovirus na koa antsoina hoe vaksiny “à vecteur viral”. Teknolojia novolavolaina niadiana tamin’ny tsimokaretina Ebola izy io no nohatsaraina.
Anisan’ireo vaksiny mora indrindra ihany koa ny Sputnik V, ary mora ihany koa ny fikarakarana ny fampitaovana, indrindra ho an’ny tany mafana sy ireo izay tsy manana fahafahana betsaka. Azo tehirizina amin’ny maripana 2 ka hatramin’ny 8 degre mantsy izy.
Efa ampiasaina any amin'ny firenena maro ny Sputnik V. Tamin'ny 10 martsa, Miisa 48 ireo firenena nankatoa azy , anisany: Rosia, Algeria, Kazakhistan ary Arzantina. Mizarazara koa ireo firenena 27 ao mivondrona ao ami’ny firaisamben’ny firenena Europeana. Andro maromaro izay, mbola mikatso ao amin’ny Agence européenne des médicaments ny fanomezana alalana amin’ny fampiasana ity vaksiny ity.