Non. Un seul suffit à condition de bien choisir le masque et l’ajuster comme il faut.Â
L’idée de porter deux masques superposés a été véhiculée par les autorités sanitaires américaines vers le mois de février 2021.
Ils ont fait l’expérience en laboratoire : d’abord un masque chirurgical, puis un masque en tissu ajouté au-dessus pour bien plaquer le premier sur le visage. Selon leur observation, la combinaison des deux offre 92.5% de protection contre les aérosols présents dans l’air.Â
Seulement, l’OMS et les autorités européennes ne recommandent pas le port de deux masques. D’abord parce que c’est plus compliqué pour respirer, surtout si la personne doit parler ou marcher.
Mais aussi, parce que les risques de contamination peuvent augmenter avec deux masques. En effet, la personne pourrait avoir besoin de toucher le visage plus souvent. Quand il faut les mettre, les ajuster et les enlever.
Dans tous les cas, la meilleure protection contre la covid19 est de continuer à respecter tous les gestes barrières.Â
Ilaina ve ny manao aro vava orona roa miaraka ?
Tsia. Iray ihany dia ampy, fa mila safidiana tsara ilay aro vava orona ary atao maka toerana tsara.
Ireo tompon’andraikitra misahana ny fahasalamana any Amerika no nanao ity tolo-kevitra fanaovana aro vava orona roa ity, tamin'ny febroary 2021.
Nanao fanandramana tanaty ivon-toeram-pikarohana izy ireo: aro vava orona fanaovana eny amin’ny hopitaly no nampiana aro vava orona vita amin’ny lamba teo amboniny mba handrakofana tsara ny tarehy. Araka ny fandinihan'izy ireo, any amin’ny 92,5% any ny fiarovana entin’ity izy ity manoloana ireo singa entin’ny rivotra.
Na izany aza, tsy mampirisika amin’ny fanaovana izany ny vondrona iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana na ny OMS sy ny manampahefana eropeana. Voalohany, satria sarotra kokoa ny miaina ao anatiny, indrindra raha sady miresaka na mandeha ilay olona.
Eo ihany koa ny hoe mety hitombo kokoa ny risika amin’ny fahazoana ny aretina. Satria  mila mikasika tarehy matetika ilay olona, rehefa iny hanamboatra sy hanala azy iny.
Ny fanajana ny fepetra fiarovana ihany aloha no tsara indrindra amin'ny ady amin’ny covid19, hatreto.
Â