COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Oleg Magni
Une bonne alimentation contribue à prévenir l’incontinence urinaire et la rétention d’eau

Qu’est ce qui cause l’incontinence urinaire et la rétention d’eau ?

Aretina vokatry ny tsy fahatomombanan’ny fahasalamana ny tsy fahatanana amany. Ao aorian’ny olona efa nahazo taona, dia vehivavy avy niteraka no tena tratran’izy ity bebe kokoa noho ny faharefoan’ny hozatry ny takiba ao aorian’ny fiterahana. Saingy mety ho tratran’izay tsy fahatanana amany izay avokoa ny olona rehetra. Ny fandanjalanjana ny ezaka ara-batana atao, ny fanaovana fanatanjahantena isan’andro, ny fihinana sakafo ara-pahasalamana dia isan’ny misoroka ity aretina ity.

Toy ny tsy fahatanana amany dia aretina vokatry ny tsy fahatomombanana ara-pahasalamana ny fitazoman’ny vatana rano na ny rétention d’eau. Raha ny fanazavan’ny dokotera Ravelojaona Antoine, amin’ny ankapobeny dia olana eo amin’ny aty, eo amin’ny voa na ihany koa eo amin’ny fo no tena antony matetika mahatonga ity aretina ity. Ny tsy fanaovana dokotera tena izay mitarika amin’ny fihinana fanafody tsy nomen’ny dokotera, ny fihinana sakafo ara-pahasalamana, ary ny fanarahana ny fitsaboana tsara dia isan’ny misoroka ny fitazoman’ny vatana rano.

Studio Sifaka · 2021-04-21_Fandaharana-SANTENAKA-RETENTION-D'EAU-INCONTENENCE-URINAIRE

Généralement, l’incontinence urinaire est une des conséquences de certaines maladies. Outre les personnes âgées, les femmes ayant accouché sont les plus touchées par cette maladie. En effet, les grossesses ont tendance à affaiblir les muscles du plancher pelvien ou le périnée. Toutefois, le sport au quotidien, une alimentation saine et équilibrée, le traitement en bonne et due forme des maladies peuvent prévenir l’incontinence urinaire.

La rétention d’eau est également une des conséquences de certaines maladies. Selon le docteur Antoine Ravelojaona, les problèmes hépatiques, rénaux et cardiaques en sont les principales causes. Toutefois, elle peut être évitée, par l’arrêt de l’automédication, une bonne alimentation, et le traitement des maladies sous-jacentes.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter