Le tweet d'une professeure agréée à l'Université de l'Illinois souligne des menstruations beaucoup plus abondantes après avoir reçu sa première dose de Moderna.
Des centaines de femmes ont répondu au tweet. Elles affirment également avoir remarqué un changement dans leur flux menstruel, après le vaccin contre la COVID-19.
Cependant, selon la Société des obstétriciens et gynécologues du Canada, pour le moment, « il n'y a aucune association connue entre les vaccins COVID-19 et les changements menstruels ». D’autres spécialistes veulent poursuivre des observations plus poussées avant de se prononcer sur le sujet.
A côté, aux yeux de certains médecins, ces irrégularités menstruelles peuvent s’expliquer autrement : le stress, un changement de poids, des troubles du sommeil, etc
Cela reste donc une hypothèse à vérifier. En attendant, les femmes sont encouragées à se faire vacciner.
Â
Misy fiantraikany eo amin’ny fadim-bolana ve ny vaksiny miaro amin’ny COVID-19 ?
Araka ny nambarana profesora iray avy ao amin’ny Oniversite any Illinois tao amin’ny Twitter, mandeha be kokoa noho ny mahazatra ny fadim-bolany rehefa avy nahazo ny fatra voalohany amin’ny vaksiny Moderna.
An-jatony ireo vehivavy namaly ilay tweet ary manamarina fa nahita fiovana tamin’ny fandehanan’ny fadim-bolana ihany koa rehefa avy nanao vaksiny miaro amin’ny COVID-19.
Nefa araka ny nambaran’ny « Société des obstétriciens et gynécologues du Canada », hatreto aloha, mbola tsy misy fifandraisana natao teo amin’ny vaksinin’ny COVID-19 sy ny fiovan’ny fandehanan’ny fadim-bolana. Misy ireo manam-pahaizana sasany te hanao fikarohana lalina kokoa vao milaza ny heviny momba izay.
Etsy an-daniny, azo hazavaina amin’ny fomba hafa ireo fikorontanan’ny fadim-bolana ho an’ny mpitsabo sasany : rarintsaina, fiovana lanja, fikoron-tanan’ny torimaso, sns.
Noho izany, hevitra mila hamarinina ihany izany izay voalaza izay. Mandrapiandry izay aloha, entanina ireo vehivavy mba hanao vaksiny.
Â