Non, il ne faut pas arrêter les campagnes de vaccination lorsque l’immunité collective est atteinte car la population ne cesse de s’accroître. Par conséquent, le nombre de personnes à vacciner s’accroît également.
En effet, une campagne de vaccination devrait assurer la couverture vaccinale d’un territoire donné, autrement dit, le nombre de personnes correctement vaccinées doit correspondre au nombre total de personnes devant être vaccinées dans la même population. En plus, la protection offerte par le vaccin a une durée limitée.
De ce fait, la possibilité d’arrêter les campagnes de vaccination se dessine uniquement une fois la maladie éradiquée.
Toutefois, l'existence d'un vaccin, même avec une efficacité très élevée, ne constitue pas une garantie d'éliminer ou d'éradiquer une maladie infectieuse.
Â
Tokony ajanona ve ny fanaovana vaksiny iadiana amin’ny coronavirus rehefa tratra ny hery fiarovana hikambanana ?
Tsia, tsy tokony ajanona ny fanaovana vaksiny iadiana amin’ny coronavirus rehefa tratra ny hery fiarovana hikambanana satria mitombo hatrany ny isan’ny mponina, noho izany, dia mitombo ihany koa ny isan’ny olona mila atao vaksiny.
Mba hitazomana izay hery fiarovana hikambanana izay izany, dia tsy maintsy atao mifanaraka amin’ny isan’ny mponina ao amin’ny firenena iray ny isan’ny olona mila atao vaksiny ao aminy. Manaraka izany koa, voafetra ihany ny fiarovana omen’ny vaksiny.
Tohizana hatrany noho izany ny fanaovana vaksiny amin’ny mponina, mandrapialan’ny valanaretina, izay tsy voatery hitranga na dia efa manana vaksiny mahomby aza isika.