Un vaccin est composé de 4 éléments principaux, chacun joue un rôle important pour garantir l’efficacité du vaccin :
- L’antigène. Il s’agit d’une forme inactivée ou affaiblie d’un germe, virus ou bactérie, apprenant à l’organisme à le reconnaître et à combattre la maladie s’il est en présence de ce germe à un stade ultérieur.
- Les adjuvants. Ils aident à renforcer la réponse immunitaire. En d’autres termes, ils aident les vaccins à mieux répondre.
- Les conservateurs. Ils aident à maintenir l’efficacité du vaccin.
- Les stabilisateurs. Ces derniersprotègent le vaccin pendant le stockage et le transport.
Les composants des vaccins peuvent paraître étranges lorsqu’on les voit énumérés sur une étiquette. Pourtant, beaucoup d’entre eux sont présents naturellement dans l’organisme, dans l’environnement et dans les aliments habituellement consommés par l’Homme.
Inona avy ireo singa hita ao anaty vaksiny iray ?
Singa efatra no mandrafitra ny vaksiny iray, ary samy manana ny anjara asany avy izy ireo :
- Ny antsoina hoe “antigène” : izy io dia endrik’ilay tsimokaretina namboarina na nohalefahana, mba hahafahan’ny vatana mamantatra ilay tsimokaretina sy miady aminy.
- Ny antsoina hoe “adjuvant” : manampy ny vatana hamorona hery fiarovana ao anatintsika
- Ny antsoina hoe “conservateurs” : izay mitazona ny fahombiazan’izay vaksiny tsy hiovaova
- Ny antsoina hoe “stabilisateurs” : miaro ny herin’ny vaksiny mandritra ny fotoana hitanterana sy hitahirizana azy
Ny ankamaroan’ireo singa ireo dia hita ao amin’ny vatantsika olombelona ihany, hita eny amin’ny zavamanan’aina na ny sakafo hohanintsika, no natambatra tao anaty vaksiny iray.