Ho an’ny akamaron’ny Malagasy, mitovy ny fisehon’ny fanaviana sy ny tazo. Samy mampiakatra hafanana ary mampagoragorana ireo aretina ireo, izay no mety ampifangaron’ny Malagasy sasany azy hoy ny dokotera Weidel Fabien. Manana ny fitrangany manokana anefa ny tazo toa ny fivalanana na ny fanintona. Mandritra ny fitsaboana ny fanaviana, ny fahaizana mandanjalanja ny ankajo hanaovana mifanaraka amin’ny mari-panan’ny vatana dia manamaivana kokoa ny faharisarisana.
La plupart des Malgaches ont du mal à distinguer fièvre et palu. Selon le docteur Fabien Weidel, la ressemblance des symptômes des deux maladies comme la montée de la température et les sensations de courbatures est la principale raison de l’amalgame. Toutefois, le palu a d’autres manifestations comme la diarrhée ou la convulsion. Lors du traitement, pour la fièvre par exemple, le port de vêtements adaptés à la température corporelle, ni trop chaud ni trop froid, est une des précautions conseillées pour alléger le malaise.Â