L’utilisation trop fréquente des écouteurs peut endommager les tympans des enfants. Afin d’éviter toute maladie, il est conseillé de limiter le temps d’écoute et surtout de régler le volume à un niveau moins élevé. Il est également inutile de se nettoyer les oreilles, parce que ce qui coule des oreilles, le cérumen, permet de protéger les oreilles contre la poussière de l’extérieur.
Manimba ny sela anatin'ny sofina ny fihainoana zava-maneno be loatra ka tokony ferana ny haavon'ny feo henoin'ny ankizy sy ny faharetany mba tsy hahazoany aretin-tsofina. Tsy azo atao ihany koa ny misikotra sofina satria tsy tain-tsofina araka ny voalazantsika Malagasy ireny hita anaty sofina ireny fa fiarovana foronin'ny sofina mba hanakana ny loto tsy hiditra any anatiny any ka hiteraka aretina.