Pour deux raisons principales :
D’abord, parce que la piqûre crée une petite blessure superficielle au niveau du muscle, mais elle guérit rapidement. En même temps, les composants du vaccin commencent à circuler peu à peu dans les cellules, cela peut également générer quelques douleurs au niveau du bras.
On ressent aussi de la douleur musculaire quand l’organisme entre en contact avec le contenu du vaccin, appelé le « code source ». C’est le point de départ de la réponse immunitaire. Cette contre-attaque favorise le développement des globules blancs et des anticorps, caractérisée par une inflammation locale.
Avoir mal au bras après un vaccin est donc un bon signe. Cela peut survenir dans l’heure après l’injection et peut durer 2 ou 3 jours.
Fa maninona no marary ny sandry rehefa avy natao vaksiny ?
Misy antony roa lehibe :
Voalohany aloha, ilay tsindrona natao dia miteraka ratra kely any amin’ny hozatra, saingy ratra tsy atahorana sy mora sitrana avy eo.
Faharoa, mahare marary ihany koa rehefa manomboka tonga tsikelikely any anaty any ireo singa mandrafitra ny vaksiny. Indrindra rehefa mifanehatra amin’ny “code source” n’ilay vaksiny ny vatana, dia voatery mamorona hery fiarovana izy iadiana aminy. Iny fiforonana sela fotsy sy hery fiarovana iny dia mahatonga fanaintainana kely any amin’ny sandry. Mety haharitra ora vitsy, fa mety haharitra 2 na 3 andro mihitsy.
Tsy misy ahiana anefa izany ary midika fa miasa ny vaksiny matoa mahare marary.