Les vaccins anti-COVID-19 sont administrés par voie intramusculaire, dans une zone appelée « deltoïde », située sur le haut du bras.
Chez un adulte, cette partie du corps possède des tissus et des muscles en abondance, essentiels pour optimiser l’activation des anticorps contre la maladie. Plus il y a des muscles, plus il y a des cellules T et B, prêts à attaquer le virus. Â
Il existe quand même d’autres parties du corps remplissant également cette condition, comme au niveau des fessiers par exemple. Mais l’efficacité du vaccin peut être limitée par les tissus graisseux, souvent présents dans cette zone-là .Â
A part cela, il y a également une dimension culturelle. Dans une campagne de vaccination comme celle-ci, le fait d’administrer l’injection dans une fesse pourrait décourager certaines personnes à le faire, pour plusieurs raisons : tabou, timidité ou autres.
Â
Fa maninona no ao amin’ny faritry ny sandry no anaovana ny tsindrona vaksiny COVID-19 ?
Ao amin’ny faritry ny sandry antsoina hoe « deltoid » no atsindrona ny vaksiny miaro amin’ny coronavirus satria ao no ahitana nofo sy hozatra betsaka indrindra.
Rehefa betsaka ny hozatra, dia betsaka koa noho izany ny sela ao anatiny, afaka miady amin’ilay tsimokaretina.
Misy faritra hafa ihany ao amin’ny vatan’olombelona ahitana hozatra betsaka, tahaka ny any amin’ny fitombenana ohatra. Fa saingy matetika ahitana tavy mifangaro aminy ka mety hampihena ny fahombiazan’ny vaksiny izany.
Ankotr’izay dia misy antony ara-kolontsaina koa ny nanaovana ny vaskiny coronavirus any amin’ny sandry. Satria mantsy mety hanakana olona maro tsy hanao vaksiny ny fanaovana izany any amin’ny fitombenana, mety hoe menatra, tsy sahy, na koa matahotra izy ireo.
Â