COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
Les fistules pré-auriculaires sont généralement bénignes.

Le “tevi-janahary” et l’otite

10%n’ny mponina eto amin’ny kaontinanta afrikanina no misy tevi-janahary.  Tsy fahatomombanana tamin’ny fiforonan’ny taovam-pandrenesana foiny mbola tao an-kibo no mahatonga azy.  Amin’ny ankapobeny dia tsy miteraka olana eo amin’ny fandrenesana izy. Mety hidiran’ny mikraoba kosa anefa ity lavaka kely manamorona ny sofina ity, ary mety hamoaka nana ka tokony ho diovina sy tsaboina eny amin’ny mpitsabo manam-pahaizana manokana momba ny fahasalaman’ny sofina. 

Aretina miteraka fivontosana ao amin’ny sofina anatiny sy ivelany ny « otite ».  Azo avy amina don-javatra, tsy fahazakana akora samihafa na ihany koa tsy fahampian’ny rivotra ao ambadiky ny apongan-tsofina no mahatonga azy.  Misy ny fitsaboana azo atao amin’ny alalan’ny fanafody ary mety hiroso amin’ny fandidiana ihany koa raha toa ka mihasarotra ilay aretina, hoy ny Dr Randrianarisoa Theodore, mpitsabo manam-pahaizana manokana momba ny fahasalaman’ny sofina. 


Studio Sifaka · 2021-05-31_Fandaharana-SANTENAKA-TEVIN-JANAHARY&OTITE

10% de la population africaine a ce petit trou au-dessus de l’oreille.  Le « tevi-janahary » ou « fistule pré-auriculaire », dans le jargon médical, est une malformation congénitale. En général, elle est bénigne. Par contre, il peut y avoir une infection. Dès lors, la fistule devra être désinfectée. Si l’infection revient fréquemment, une intervention chirurgicale est nécessaire pour refermer la fistule pré-auriculaire. 

Il y a deux sortes d’otites : l’otite externe et l’otite moyenne aiguë. Ces infections sont généralement dues à des traumatismes, des eczémas à l’intérieur de l’oreille et de l’insuffisance d’air dans la caisse du tympan. Selon le Dr Theodore Randrianarisoa, les infections peuvent être traitées grâce à des antibiotiques oraux ou locaux.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter