Non, l’utilisation des vaccins ne devrait en rien arrêter les recherches de traitements car tous deux ont chacun leurs rôles respectifs à jouer dans la lutte contre le coronavirus.
Le vaccin nous protège de la maladie et de ses formes graves. Il est donc destiné aux personnes pas encore contaminées par le virus. Par contre, le vaccin n’est d’aucune aide pour les millions de personnes déjà atteintes du virus et qui ont besoin d’être soignées.
Voilà pourquoi les recherches de traitement doivent se poursuivre. En plus, il faudrait encore des années avant de pouvoir faire vacciner la majorité de la population mondiale.
Mais pour le moment, les efforts sont plutôt concentrés sur les vaccins car l’objectif est avant tout d’arrêter la propagation du coronavirus.
 Mbola mila mitady fanafody itsaboana ny coronavirus ve isika raha toa ka efa manana vaksiny mahomby ?
Eny, mbola mila tohizana hatrany ny fikarohana fanafody itsaboana ny coronavirus na dia efa manana vaksiny mahomby aza isika, satria samy manana ny anjara asany izy ireo.
Ny vaksiny dia natao hiaro amin’ny aretina sy ny tranga atahorana. Izany hoe ireo olona salama no mila azy. Ny fanafody kosa dia natao hitsaboana ireo olona an-tapitrisany mararin’ny coronavirus na mbola eo andalam-pitsaboana. Izany hoe tsy vaksiny no ilain’izy ireo fa fanafody.
Amin’izao fotoana anefa, dia manenjika kokoa any amin’ny fanaovam-baksiny ny firenena maro satria ny tanjona aloha dia hanapaka ny fifindran’ny tsimokaretina.