COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©947051
Le deuil de la parentalité est très difficile pour ceux qui espéraient devenir parents.

Comment faire le deuil de la parentalité ?

Tsy tonga volana ny zaza iray raha toa ka teraka mialohan’ny 37 herinandro hitondran’ilay reniny azy. Tsy voatery hisy tsy fahatomombanana avokoa ireo tsy tonga volana rehetra akoatr’ireo zaza teraka mialohan’ny 28 sy 32 herinandro izay mety ahitana tsy fahatomombanana eo amin’ny fitomboan’ny ati-doha sy eo amin’ny taovam-pisefoana.  Misy fanaraha-maso manokana atao amin’ireo zaza ireo hoy i Dr Tovohery Ravelomanana.

Alahelo sy fahadisoam-panantena. Izay no zavatra tsapan’ny olona iray raha toa ka efa tao anaty fandaharam-piainany ny fikasana hanan-janaka kanefa tsy afaka ny hananana izany indray. Sarotra ny manaiky izany ho an’ireo mpivady ary mety hisy fiantraikany amin’ny fiarahan’ireo mpivady na mpifankatia izany.  Samy manana ny fotoana ahafahany mitraka sy manaiky izany trangan-javatra izany ny mpifankatia tsirairay hoy ny mpahay toetr’olona Ashley Razafindrabe. 


Studio Sifaka · 2021-06-02_Fandaharana-SANTENAKA-NAISSANCE-PREMATURÉ

Les bébés nés avant 37 semaines d’aménorrhées sont dits « prématurés ». Ceux nés avant 28 à 32 semaines d’aménorrhées sont plus susceptibles de présenter des séquelles neurologiques ou respiratoires. Selon le pédiatre, le Dr Tovohery Ravelomanana, ces enfants doivent être soumis à des suivis systématiques, surtout durant l’âge scolaire.

Pour ceux et celles qui ont prévu de fonder une famille, le fait d’apprendre qu’ils n’auront pas d’enfant peut constituer un véritable choc émotionnel. Cela impacte la vie du couple d’une manière ou d’une autre. Toutefois, chaque couple réagit différemment face à cette nouvelle. D’autres arrivent à la phase d’acceptation bien plus vite que d’autres. Il se peut que le couple se sépare ou au contraire, qu’il devienne plus soudé que jamais.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter