L’objectif de l’Organisation Mondiale de la Santé est de simplifier les appellations des variants déjà identifiés jusqu’ici.
Par exemple, le variant B.1.1.7, d’abord identifié au Royaume-Uni, a été baptisé Alpha. Le B.1.351, apparu en Afrique du Sud, renommé Bêta ; et le variant P.1, détecté au Brésil, Gamma.
Le variant B.1.617, ayant ravagé l’Inde, devient Delta et celui détecté en Grande Bretagne, est désormais appelé Kappa.
À part l’idée de la simplification pour mieux retenir les noms, l’OMS veut surtout éviter « les stigmatisations et les discriminations » à l’encontre des pays concernés.
Â
Nomena anarana vaovao ireo endrika vaovaon’ny coronavirus
Nomen’ny sampandraharaha iraisam-pirenena momba ny fahasalamana na OMS - anarana vaovao ireo endrika vaovaon’ny coronavirus efa fantatra hatreto.
Mba hahamora ny fanononana sy ny fitadidiana ireo anarana no anton’izany. Fa eo ihany koa, ny hialana amin’ny fanavakavahana na endrikendrika mety hihatra amin’ireo firenena nipoirany.
Ilay karazany B.1.1.7, hita tany Royaume-Uni, dia antsoina hoe Alpha. Ny B.1.351, nipoitra tany Afrika atsimo, dia antsoina hoe Bêta. Ny karazany P.1, hita tany Brésil, dia lasa hoe Gamma.
Ilay karazany miparitaka any Inde, B.1.617 kosa, dia niova ho Delta, ary ilay karazany farany hita tany Grande Bretagne antsoina hoe Kappa.
Â