Le Reiki est une médecine complémentaire qui a recours à l’énergie pour apporter la santé. L’énergie est donc le pilier fondamental de la santé dans cette thérapie.
Ny Reiki dia fomba fitsaboana iray amin’ny alalan’ny « énergie ». Io “énergie” io hoy Rakotondrazafy Mamisoa dia azo adika amin’ny hoe “aina”. Ny aina izany no tena miantoka ny fahasalamana amin’ny alalan’ity fitsaboana ity, izay fitsaboana fameno amin’ny fitsaboana omen’ny dokotera.