Le variant Delta plus est issu du variant Delta, apparu pour la première fois en Inde, au mois d’octobre 2020. Il est actuellement présent en Inde, en Angleterre et aussi dans quelques pays européens dont la France.
La différence entre les deux variants est que le variant Delta Plus contient une mutation supplémentaire, dénommée K417N et située sur la protéine Spike. Elle permet au virus de se fixer plus facilement aux cellules et de les infecter.
Toutefois, cette mutation n’est pas tout à fait nouvelle car elle a déjà été détectée sur les variants Beta (identifié en Afrique du Sud) et Gamma (identifié au Brésil).
Selon les experts, les vaccins existants peuvent être efficaces contre le variant Delta plus. D’autres études sont toutefois en cours.
Inona no fantatra hatreto momba ilay endrika vaovaon’ny coronavirus antsoina hoe Delta plus ?
Tany Inde no nahitana ny Delta plus voalohany, ny volana april 2021. Avy amin’ilay endrika vaovao delta ihany izy, izay niforona tao amin’io firenena io ihany.
Ny mahasamihafa azy roa ireo, dia nahitana fiovanendrika iray ny delta plus, izay antsoina hoe K417N. Izy io dia mahatonga ny tsimokaretina hiraikitra kokoa amin’ny sela.
Na izany aza dia tsy zavatra vaovao be akory io fiovanendrika io satria efa hita tao amin’ny Beta sy Gamma ihany koa.
Hatreto, mieritreritra ireo manam-pahaizana fa afaka miaro amin’ny delta plus ireo vaksiny efa misy. Na izany aza dia mbola mitohy hatrany ny fikarohana momba izay.