Premièrement, les recherches sur le coronavirus ont commencé depuis 2002. A l’époque, des scientifiques et des experts avaient déjà pour objectif de créer un vaccin. Les fruits de leurs recherches ont grandement facilité la tâche aujourd’hui.
Deuxièmement, la disponibilité des ressources financières revêt une importance capitale. Presque tous les gouvernements du monde entier ont débloqué des millions pour soutenir les recherches de vaccins.
Et enfin, les essais cliniques ont été réalisés plus rapidement. Des milliers de volontaires se sont présentés à chaque phase du développement d’un vaccin. Cela a très vite enrichi la base de données et les observations scientifiques.
Â
Ahoana ny nahafahana namorona vaksiny miaro amin’ny vaksiny COVID-19 tao anatin’ny fotoana fohy ?
Voalohany, efa nisy valimpikarohana niaingana tao. Ny teny hoe coronavirus mantsy dia efa niforona tany amin’ny taona 2002. Tamin’izany dia efa nanomboka nitady vaksiny ireo manampahaizana, ka ny asan’izy ireny ihany no notohizana taty aoriana.
Faharoa, Saika ny ankamaroan’ireo firenena lehibe sy fikambanana iraisampirenena dia samy nanome vola aman-tapitrisany avokoa, mba hanohanana ny fikarohana vaksiny.
Ary farany, haingana kokoa ny fotoana nanaovana ny andrama. Maro be ireo olona manerantany no nanolo-tena sy nanaiky atao andrana amin’ny vaksiny. Vetivety noho izany dia voaangona ireo isa nilain’ireo manampahaizana nahafahany namoaka ny vaksiny. Â
Â