Taova iray isan’ny manan-danja lehibe hoan’ny olona ny sofina. Raha tsy mahare ny sofina dia mety tsy hahay hiteny ihany koa ny vava. Ahoana anefa no ahafantarana fa manana olana eo amin’ny fandrenesana ny zazakely iray ? Tokony ho fantatry ny reny hatrany rehefa sendra misy izany hoy ny dokotera Ravelomanatsoa Faramalala, mpitsabo zaza. Misy ihany anefa ireo zavatra tsara sy tokony ho fantatra mba hahafahan’ny ray aman-dreny mijery raha misy olana ara-pandrenesana ny zanany na tsia. Ao ihany koa ireo tsara ho fantatra amin'ny fikarakarana ny sofin’ny zaza.
L’appareil auditif est un des organes les plus importants du corps humain. Pour un malentendant, les difficultés à parler peuvent être élevées. Mais comment détecter un problème auditif sur un tout petit enfant ? Selon la pédiatre Ravelomanantsoa Faramalala, la maman devrait détecter à travers sa relation avec son bébé ou les réactions de son bébé face à leurs discussions, si ce dernier a des problèmes auditifs. Voici quelques pistes pour aider les parents à détecter un problème auditif chez leur enfant. Il y a également des méthodes pour prendre soin et surtout pour nettoyer les oreilles d’un enfant.