Oui, c’est possible dans certains cas.
Par exemple, si le sujet a été contaminé par le virus, quelques jours avant son vaccin mais sans apparition de symptômes. Dans ce cas de figure, le concerné ne sait pas encore qu’il est déjà positif à la COVID-19.
Une personne vaccinée peut encore attraper le virus les jours suivant son injection. En effet, un vaccin n’est pas efficace immédiatement, surtout s’il s’agit d’une première dose. Il faut compter environ une dizaine de jours pour que notre organisme puisse s’y adapter.
Nous le savons également, aucun vaccin n’offre 100% de protection contre la COVID-19. De ce fait, il reste encore une infime possibilité d’être positif. Les médecins appellent ce cas exceptionnel, la percée vaccinale.Â
Â
Mety mbola ho voan’ny COVID-19 ve ny olona iray efa nahavita vaksiny miaro amin’ny io tsimokaretina io ?
Eny, mety hitranga izany.
Mety hoe voan’ny COVID-19 io olona io andro vitsy alohan’ny hanaovany vaksiny. Tsy mbola nipoitra anefa ireo fisehoan’ny aretina ka na izy aza mety tsy mahafantatra fa efa mitondra ny tsimokaretina ny vatany.
Mety hoe andro vitsivitsy taorian’ny nanaovany vaksiny ihany koa izy no nifindran’ny tsimokaretina. Tsy miasa avy hatrany anefa ny vaksiny fa afaka folo andro eo ho eo vao manomboka hita ny vokany.  Indrindra raha hoe mbola tsindrona voalohany no natao azy.
Fantatsika ihany koa fa tsy misy manome fiarovana 100% amin’ny COVID-19 ireo vaksiny hatreto. Noho izany, mbola misy risika kely dia kely ihany hahazoana ny valanaretina na dia efa vita vaskiny aza.Â