Beaucoup de discussions se font aujourd’hui sur la nécessité de suspendre provisoirement les brevets sur les vaccins contre la COVID-19.
Il s’agit, en fait, de permettre aux industries pharmaceutiques et aux laboratoires du monde de fabriquer les vaccins, jusqu’ici, sous brevets. L’idée est de favoriser l’accès aux doses de vaccins, à tous, de façon égale et équitable.
Mais selon certains experts, cette solution ne résoudra pas totalement la distribution des vaccins dans le monde. Selon eux, peu de laboratoires disposent de l’infrastructure et de la technologie nécessaires pour produire des vaccins de type ARN messager. De plus, cela prendra également du temps pour transférer le savoir-faire.
Il ne faut pas non plus oublier un autre facteur : la levée des brevets sur les vaccins pourrait aboutir à une pénurie des matières premières. Néanmoins, la tendance va vers la suspension des brevets. Des discussions à ce sujet se poursuivent.Â
Â
Hevitra mety ve ny hanalana ny brevet amin’ireo vaksiny miaro amin’ny COVID-19 ?
Betsaka ny ady hevitra mandeha amin’izao amin’ny tokony hanalana ny brevet amin’ireo vaskiny miaro amn’ny COVID-19, mandritra ny fotoana voafetra.
Raha izay tokoa no mitranga dia samy afaka hanamboatra vaksiny avokoa ireo laboratoara samihafa eran’izao tontolo izao, ka samy hahazo anjara avokoa ny olona rehetra.
Saingy ny sasany amin’ireo manam-pahaizana dia mieritreritra fa tsy voatery hahomby izany. Vitsy ihany mantsy ireo laboratoara no manana ny teknolojia ilaina amin’ny fanamboarana ireo vaksiny, izay teknolojia tsy mitovy amin’ny teo aloha fa avo lenta kokoa. Mila fotoana ihany koa fampitana ny fahaiza-manao.
Ankoatr’izay, mety hisy fiatraikany amin’ny vidin’ny ny akora ampiasaina amin’ny vaksiny ihany koa ny fanalana ny brevet.
Na izany aza, dia hita fa mizotra mankany kokoa ny fanapahan-kevitr’ireo firenen-dehibe.
Â