Sur place, un médecin ou tout autre soignant vous posera quelques questions ou vous fera remplir par vous-même un questionnaire très simple, visant à vérifier que vous pouvez être vacciné normalement. Les questions en résumé sont les suivantes :
- Avez-vous eu la COVID au cours des 3 derniers mois ?
- Avez-vous été vacciné contre la grippe ces 3 dernières semaines ?
- Souffrez-vous d’allergies graves ?
- Avez-vous de la fièvre ou d’autres symptômes ?
- Avez-vous été en contact avec un cas confirmé dans les 7 derniers jours ?
- Etes-vous enceinte ?
Eventuellement, vous pourriez avoir besoin de remplir ou de signer une lettre d’engagement ou une décharge, si vous vous faites vacciner auprès d’une ambassade ou d’une autre entité.
Â
Inona avy ary ireo fanontaniana apetrak’ireo mpiasan’ny fahasalamana rehefa eny amin’ny toerana fanaovam-baksiny ?
Amin’ny ankapobeny dia apetraka sy valiana ambava ireto fanontaniana ireto, fa mety hitranga koa anefa hoe omena taratasy fenoina ianao, efa misy ireo fanontaniana.
Ireto avy ary ireto fanontaniana angatahana valiny aminao alohan’ny hanaovana ny vaksiny :
- Efa voan’ny COVID-19 ve ianao tato anatin’ny telo volana farany ?
- Nanao vaksiny miaro amin’ny gripa ve ianao tato anatin’ny telo herinandro farany ?
- Manana allergie ve ianao na manana aretina mitaiza ?
- Mahatsapa soritraretina amin’ny tazo ve ianao na soritraretina tsy mahazatra amin’izao ?
- Mety nifampikasoka tamina olona voamarina fa mitondra ny COVID19 ve ianao tato anatin’ny fito andro farany ?
- Raha vehivavy, mitondra vohoka ve ianao ?
Mety misy fanontaniana hafa ihany koa nefa ankoatr’ireo voalaza ireo.
Â