Hématomes, cyanose, ecchymoses, les bleus se distinguent de par leur cause et leur emplacement sur le corps. Les hématomes résultent généralement d’un choc sur une partie du corps et se soignent facilement avec des crèmes vendues en pharmacie ou grâce à des remèdes naturels, d’après le docteur Fortunat Razafindralambo (ail, oignon, persil). De son côté, le docteur Domoina Soa Kanto Rakotonoely explique que les cyanoses et les ecchymoses peuvent être d’origine cardiaque ou respiratoire.
Misy karazany maro ny mangana amin’ny vatana, ary arakaraky ny antony sy ny toerana misy azy amin’ny vatana. Ny mangana antsoina hoe « hématomes » dia matetika noho ny dona nahazo ny vatana. Mora tsaboina izy ireny, na amin’ny alalan’ny fanafody ahosotra na amin’ny alalan’ny fomba natoraly (tongolo gasy, tongolo, persila). Etsy ankilany, manazava ny dokotera Rakotonoely Domoina Soa Kanto fa ny « cyanose » sy ny « ecchymose » indray dia avy amin’ny aretin’ny fo na ny taovam-pisefoana.