Trois vaccins, validés par l’OMS, sont administrés en Chine. Le Coronavac fabriqué par le laboratoire Sinovac et deux autres vaccins appelés Synopharm.
Le Coronavac offre 57% de protection pour prévenir la COVID-19 mais fonctionne à 100% contre les formes graves. Ce dernier requiert deux doses, à intervalle de deux à quatre semaines, destiné aux personnes de plus de 18 ans.
De leurs côtés, les vaccins Synopharm ont la particularité d’agir efficacement jusqu’à 79% dans des cas symptomatiques ou hospitalisés, tout groupe d’âges confondus.
Tous deux utilisent la plus ancienne des technologies vaccinales, appelé vaccins à virus inactivé. Les effets secondaires sont classiques mais rares : douleur, rougeur au niveau du point d’injection. Une seule personne a signalé une réaction allergique.Â
En parallèle, les scientifiques chinois travaillent sur le développement d’un vaccin administré par voie nasale. 20% de la dose normale pour une injection suffit.
Â
Inona no tsara ho fantatra momba ireo vaksiny sinoa miady amin’ny COVID-19 ?
Vaksiny telo no ampiasaina izao ao Sina : ny Coronavac namboarin’ny laboratoara Sinovac, ary vaksiny roa hafa antsoina hoe Synopharm. Tamin’ny volana jona teo no neken’ny sampan-draharahan’ny firenena mikambana ny hampiasana azy ireo.
57% ny tahan’ny fiarovana omen’ny vaksiny Coronavac raha mahatratra 100% izany amin’ireo tranga atahorana. Tsindrona roa no ilaina, mifanelanelana tapa-bolana hatramin’ny iray volana, ary natokana ho an’ny olona 18 taona no miakatra.
Ny Synopharm indray dia manana taham-pahombiazana79% amin’ireo tranga efa nahitana fisehoan’aretina na amin’ireo olona efa niditra hopitaly mihitsy nohon’ny COVID-19. Mety amin’ny salantaona rehetra ihany koa izy.
Vitsy ihany ny mety ho vokadratsy ateraky ny vaksiny sinoa : fanaintainana kely eo amin’ny sandry natsindrona ny vaksiny.
Ankoatr’izay, efa andalampamoronana vaksiny hafa koa izy ireo izay ampidirina eo amin’ny orona.
Â