Les Emirats Arabes Unis, la Turquie, l’Israël et récemment l’Allemagne font partie de ces pays qui ont décidé d’administrer une troisième dose du vaccin contre la COVID-19 à la population. Cette troisième injection est destinée principalement aux personnes âgées de plus de 60 ans ou aux personnes immunodéprimées, mais pas uniquement.
En Allemagne par exemple, les sujets vaccinés sous AstraZeneca et Johnson & Johnson peuvent recevoir une dose supplémentaire de Moderna ou Pfizer. Ces derniers semblent plus efficaces contre les nouveaux variants, selon les experts.
En Indonésie, la 3eme dose est encouragée pour les professionnels de la santé. Le Royaume-Uni envisage de reproduire également cette expérience. En fait, la 3eme dose fonctionne comme une vaccination de rappel ou comme un booster.
Néanmoins, l’OMS ne recommande pas encore l’administration d’un vaccin de rappel car cela pourrait retarder la distribution des vaccins dans les pays en développement.
Â
Vaksiny COVID-19 : ilaina ve ny manao vaksiny fatra fahatelo ?
Maromaro ny firenena amin’izao no efa manao vaksiny fatra fahatelo, tahaka ireo firenena arabo, Turquie, Israel sy Allemagne. Amin’ny ankapobeny dia ireo zokiolona mihoatry ny 60 taona sy ireo olona manana hery fiarovana ambany kokoa no mahazo azy.
Fa tsy voatery ho izay koa anefa. Satria any Allemagne izao dia ireo olona nahavita vaksiny tamin’ny AstraZeneca sy Janssen, dia mbola afaka manampy fatra fafatelo amin’ny Moderna na Pfizer. Tsikaritra mantsy fa mahomby kokoa ireto farany amin’ny endrika vaovaon’ny coronavirus.Â
Any Indonésie indray dia ireo mpiasan’ny fahasalamana sasany no natao tsindrona fahatelo tamin’ny vaksiny. Mikasa hanao izany koa ny any Royaume-Uni. Ity vaksiny fahatelo ity dia tahaka ny hoe tsindrona natao hanosehana ny asan’ny vaksiny teo aloha, na hoe vaccin de rappel.Â
Ny sampandraharan’ny firenena mikambana momban’ny fahasalamana anefa dia tsy manohana izany. Mety hanakana ny fizarana ireo vaksiny aty amin’ny firenena afrikanina sy asiatika izany, izay ny ankamaroany dia tsy mbola nahazo ny fatra voalohany akory.