Il est toujours prudent de continuer à respecter les gestes barrières, si vous envisagez de partir en vacances.
Gardez toujours votre masque quand vous prenez le taxi-brousse ou un transport collectif. Faites de même quand vous êtes dans la rue ou dans des lieux publics. Prévoyez quelques masques de rechange dans votre sac ou dans votre valise.
N’oubliez pas non plus de garder sur vous votre petit flacon de gel hydro alcoolique.
Si vous séjournez dans un hôtel, assurez-vous que votre chambre est désinfectée régulièrement. N’hésitez pas à demander ce service, le cas échéant.
Si vous prévoyez de faire des activités, renseignez-vous à l’avance sur les horaires, s’il y a des mesures sanitaires particulières établies ou un nombre limité de personnes. Autant que possible, il est conseillé de faire des activités en plein air.
Â
COVID-19 : inona ireo fitandremana tokony atao rehefa andeha hiala sasatra ?
Tsara foana ny manaja ireo fihetsika sakana rehetra rehefa misafidy ny andeha hisitaka kely hiala sasatra.
Anaovy hatrany ny arovava orona rehefa any anaty fiara fitaterana na fiara iombonana, rehefa mandeha eny andalana na rehefa anaty toerana iombonan’ny rehetra. Mitondrà arovava orona hafa any anaty poketra na any anaty valizy.
Aza adinoana ihany koa ny gel hydroalcoolique fanasana tanana.
Raha matory any amin’ny tranombahiny ianao dia ataovy azo antoka hoe voadio amin’ny disinfectant isanandro ny efitrano misy anao. Aza misalasala mangataka izany raha toa ka ilaina.
Raha mieritreritra ny hiala voly sy hitady zavatra atao, dia tsara miantso ny toerana andehanana sy miomana mialoha. Toy ny hoe ahoana ny ora fisokafana, misy fepetra manokana ve mila hajaina ao anatin’io faritra io, voafetra ve ny isan’ny olona raisin’izy ireo sns. Raha azo atao, dia aleo kokoa misafidy ny miala voly amina toerana ankalamanjana.