Les éventuels effets secondaires du vaccin Janssen sont bénins et semblent être similaires à ceux des autres vaccins : douleurs sur le point d’injection, maux de tête, fatigue et douleurs musculaires, fièvre. Justement, la fièvre concerne environ 9% des individus et peut survenir dans les 24h à 48h suivant l’injection. Toutefois, dans 99% des cas, elle n’est pas accompagnée d’une hausse de température. À part ça, un cas de réaction allergique grave, observé en Afrique du Sud, a été signalé jusqu’ici.
Une étude récente, faite par l’Agence Européenne des Médicaments, a quand même rapporté deux nouveaux effets secondaires du vaccin Janssen. Il s’agit de vertiges et des bourdonnements dans les oreilles, juste après avoir reçu le vaccin, mais cela ne dure pas.
Dans tous les cas, les scientifiques sont confiants : le vaccin Janssen est efficace contre les nouvelles mutations du coronavirus, notamment contre le variant Delta.
Inona no mety vokadratsin’ny fanaovana vaksiny Janssen ?
Tsy dia samihafa amin’ireo vokadratsy mety hita any amin’ny vaksiny hafa ihany ny an”ny vaksiny Janssen, izay tsy misy atahorana anefa. Toy ny hoe fanaintainana eo amin’ny toerana nanaovana ny tsindrona, aretin’andoha, harerahana mandalo na tazo. 9% an’ireo olona natao vaksiny no nahitana tazo, saingy ny 98% amin’izy ireo dia tsy nisy fiakarana maripana tamin’ny vatany ary afaka izany ao anatin’ny 24 ora na 48 ora. Ankoatr’izay, nisy trangana tsy fahazakana vaksiny na allergie iray niseho tany Afrika atsimo.
Nisy vokadratsy vaovao ihany koa, nambaran’ny l’Agence Européenne des Médicaments, toy ny hoe fanina na mahatsapa fahatsetsen’ny sofina rehefa vita ny vaksiny, fa tsy maharitra anefa izany.
Na izany aza dia manamafy ireo manampahaizana fa mahomby hatrany ny vaksiny Janssen amin’ireo endrika vaovaon’ny coronavirus, indrindra ny variant Delta.