Nadritra ny fotoan’ny tampon’isan’ny coronavirus (pic), maro ireo marary sy ny fianakaviany no nikorontan-tsaina sy nitebiteby fatratra.
Ny tsy voaresaka anefa dia maro koa ireo mpiasan’ny fahasalamana no nisedra ny mafy nandritra izany. Noho ny fahamaroan’ny mararin’ny coronavirus, dia nanao ny ainy tsy ho zavatra izy ireo.
Ankoatra ny fitsaboana hoy izy ireo, dia nananosarotra ihany koa ny nifehy ny fianakavian’ireo marary tsy hirohatra hamangy.
Manazava ireo fiarovan-tena tsy maintsy natao ireo mpitsabo nifampikasoka mivantana tamin’ny marary, indrindra ireo nahitana tranga nisy fahasarotana.
Tsy adin’ny mpitsabo irery ihany ny ady amin’ny coronavirus, fa ady tokony atrehan’ny tsirairay, raha nanamafy izy ireo.
Durant les pics du coronavirus qui ont sévi à Madagascar, l’anxiété et le stress ont gagné du terrain du côté des patients et de leurs familles respectives.
Néanmoins, le personnel de la santé a aussi rencontré des difficultés durant cette periode et personne n’en parle.
Selon leur dire: il a été difficile de gérer les familles qui viennent rendre visite à leurs malades. Ceci était pourtant interdit.
Des protections supplémentaires ont du être adopées afin de se protéger contre d’éventuelle contamination, surtout face aux malades présentant une forme grave, disent-ils.
Ils souligent que la lutte contre la propagation du coronavirus n’est pas seulement celle du personnel de la santé, tout le monde doit s’impliquer, insistent-ils.