Antony maro no tsy maintsy hirosoana amin’ny fandidiana fampiterahana na césarienne. Misy ireo voajanahary, eo koa ireo tranga tampoka miseho eo am-piterahana ka tsy hahafahana mamoaka ny zaza avy any ambany intsony. Azo hisorohana ny fahasarotan’ny fiterahana sy ny fahafatesan’ny reny sy/na ny zaza ny césarienne raha voamarina fa ilaina izany. Zava-dehibe anefa ny fahadiovan’ny fitaovana sy ny fahatsaran’ny kalitaony mba tsy hihitaran’ny fery na hivadihan’izany ho aretina.
Il y a de nombreuses raisons de recourir à la césarienne. Il arrive qu’elle se fasse par choix de la mère, autrement elle est inévitable, surtout en cas d’incidents au cours de l’accouchement par voie naturelle. La césarienne permet de sauver la vie de la mère et/ou de l’enfant si elle est justifiée. Néanmoins, le matériel utilisé doit être de bonne qualité et propre pour prévenir une infection.