Non, l’état d’urgence est, en effet, une circonstance exceptionnelle permettant à l’Etat de prendre certaines dispositions, afin de maîtriser une situation préoccupante sur un territoire donné, à l’exemple de la pandémie de COVID-19. Cet état d’urgence s’est traduit, par exemple, par les différentes réquisitions, le couvre-feu ou encore les fermetures de frontières. Cela n’a rien à voir avec le respect ou non des gestes barrières. Ce dernier reste toujours en vigueur afin de prévenir la transmission de la COVID-19 et afin d’habituer les citoyens au respect de l'hygiène pour la préservation de la santé.
Midika ho fitsaharan’ny fihetsika sakana ve ny fahataperan’ny hamehana ara-pahasalamana eto Madagasikara ?
Tsia. Toe-draharaha manokana manome fahafahana sy fahefana ny fanjakana hampiasa na hampihatra lalà na manokana ny hamehana mba hampahomby ny fepetra raisina hiatrehana zava-tsarotra iray mihatra amin’ny firenena toy ny coronavirus. Isan’izany ohatra ny famerana ny ora fivezivezena amin’ny alina, ny fampiasana ny haino aman-jery tsy miankina, na ireo orinasa tsy miankina, ilay antsoina hoe réquisition. Tsy misy ifandraisany amin’ny fampanajana ny fihetsika sakana izany. Ity farany izay mbola manan-kery hatrany ho fisorohana ny fifamindrana ny aretina COVID-19 sy ho fanazarana ny olona amin’ny fahadiovana manoloana ny fahasalamana amin’ny ankapobeny.