Cette appellation n’a pas de définition formelle. La vague fait référence ici à celle sur la mer ainsi que ses mouvements. Le nombre d'infections dans un territoire donné augmente puis diminue - chaque cycle étant défini comme une "vague" de coronavirus.
« Ce n'est pas particulièrement scientifique : la définition d'une vague est arbitraire », a déclaré à la BBC le Dr Mike Tildesley, de l'université de Warwick. Certains décrivent toute hausse comme une prochaine vague, pourtant il s'agit souvent de la précédente mais qui s’est manifestée de façon irrégulière. C'est ce qui se passe dans certains États américains.
Pour dire qu'une vague est terminée, le virus aurait été maîtrisé et les nombres de cas auraient diminué de manière substantielle. De ce fait, pour qu'une prochaine vague commence, il faudrait une augmentation soutenue des infections.
Â
Inona ny atao hoe « vague » na andiany amin’ny coronavirus ? »
Tsy misy famaritana mazava izy ity. Ny onjan’ny ranomasina sy ny fihetsehany no nangalana hevitra namaritana ny « vague » eto. Rehefa miakatra ny isan’ny olona voan’ny aretina amin’ny faritra iray ary midina avy eo, dia lazaina fa « vague » na andiany iray io.
« Tsy voafaritry ny siansa manokana izany: tsy misy lalà na mazava mamaritra ny vague» hoy ny Dr Mike Tildesley avy amin'ny Oniversite Warwick tamin'ny BBC.
Maro ireo milaza fa vao miakatra ny isan’ny voan’ny covid-19 dia andiany vaovao izay, nefa matetika mbola ao anatin’ny andiany teo aloha ihany saingy mikorontana fotsiny ihany. Toy izany no mitranga any amin’ireo firenena ao Etazonia sasany.Â
Mba hilazana fa tapitra tanteraka ny andiany iray, tokony ho voafehy ny tsimokeratina ary hita hoe mihena be ny tranga vaovao.
Mila hita kosa hoe miakatra be ny tranga vaovao vao afaka milaza fa andiany manaraka indray no hatrehana.