Un virus est dit endémique quand il est enraciné dans la population. Dans ce cas de figure, le virus ne disparaît pas mais son incidence peut être maîtrisée. De plus, le nombre de cas de personnes atteintes se stabilisera, c’est-à-dire, ne baissera pas et n’augmentera pas.
L’exemple le plus classique d’un virus endémique est le rhume, causé par des coronavirus humains qui circulent déjà depuis de nombreuses années. La plupart des enfants attrapent le rhume autour de 4 ans. Après chaque infection, le système immunitaire de l’enfant se retrouve renforcé. Cela lui permet de combattre plus facilement la maladie dans l’avenir.
Aux Etats-Unis, le variant Delta est à son pic. Aux yeux des scientifiques, la COVID-19 pourrait devenir un virus endémique. Selon Jennie Lavine, une scientifique de l’université Emory d’Atlanta, « le temps nécessaire pour atteindre ce type d’état endémique dépend de la rapidité avec laquelle la maladie se propage et de la rapidité avec laquelle la vaccination est mise en place ». Dans cette optique, lorsque tout le monde sera exposé au coronavirus et au vaccin le plus rapidement possible, l’état endémique sera atteint.
Mety hivadika ho tsimokaretina mitoetra na « virus endémique » ve ny COVID-19 ?
Lasa “virus endémique” ny tsimokaretina iray rehefa tsy afaka amin’ny andavanandron’ny mponina intsony. Izany hoe sady tsy mihena no tsy mitombo ny isan’ny olona voa ary tsy foana akory izy, fa voafehy kosa ny fiatraikany.
Ny ohatra akaiky indrindra amin’izany izao dia ny sery, izay avy amina coronavirus ihany fa efa niara niriaria tamintsika olombelona taona maro. Ny ankamaroan’ny zaza dia voan’ny sery voalohany eo amin’ny faha 4 taonany eo. Isaky ny avy voan’ny sery izy dia mitombo hatrany ny hery fiarovana ao aminy entiny miady amin’ny tsimokaretina any aoriana any.
Misy manampahaizana sasany any Etazonia mieriteritra fa mety hivadika ho “virus endémique” ny COVID-19. Miankina amin’ny hafainganan’ny tsimokaretina hiparitaka sy ny fahavitan’ny vaksiny no hahatongavana amin’izany. Tsy maintsy efa voan’ny tsimokaretina, farafahakeliny indray avokoa ny olona rehetra manerantany aloha, ary nahavita vaksiny farany izay aingana, vao ho tonga amin’izany.