Il est encore possible de transmettre le virus même si on a déjà bien été vacciné. En effet, si l’objectif principal du vaccin consiste à protéger contre la maladie et à limiter les risques de formes graves, les chercheurs n’ont pas encore confirmé qu’il empêche la transmission du virus. En plus, après administration de la dose de vaccin, il faut du temps pour que celle-ci ne fasse effet, et vous pouvez toujours être infecté par la COVID-19 entre les différentes doses, indique le bureau africain de l’OMS. Il est donc aussi important de maintenir les gestes barrières, pour aider à arrêter la propagation du virus. Portez un masque pour vous protéger et aussi pour épargner ceux qui n’ont pas encore été vaccinés.
Fa maninona no mbola mila manaraka ireo fihetsika sakana rehetra na dia efa vita vaksiny aza ?
Satria mety mbola hamindra ny tsimokaretina ny olona iray na dia efa nahazo vaksiny miady amin’ny COVID-19 aza. Ny tena antom-pisian’ny vaksiny mantsy dia ny hiaro amin’ny tranga atahorana saingy tsy manakana kosa ny fiparitahany. Â
Tsara ho fantatra koa fa afaka andro vitsivitsy aorian’ny vaksiny vao tena miasa sy feno tsara ny hery fiarovana entiny. Izany hoe mety mbola hifindran’ny tsimokaretina na mamindra ny tsimokaretina ny olona iray, aorian’ny vaksiny na eo anelanelana fatrana vaksiny roa, hoy ny sampandraharahan’ny firenena mikambana momban’ny fahasalamana.
Tokony tohizana hatrany noho izany ny fitandremana ireo fihetsika sakana rehetra toy ny fanaovana arovava orona sy ny fanasana tanà na, hiarovana anao sy ireo olona tsy mbola vita vaksiny.