Sinopharm est un vaccin mis au point par le groupe pharmaceutique national en Chine et reconnu par l’OMS depuis quelques mois. Un vaste essai clinique a montré que deux doses, administrées à intervalle de 21 jours, ont une efficacité de 79 % contre une infection symptomatique et contre les formes graves du coronavirus. Comme tous les vaccins, il faut attendre 14 jours ou plus, après la deuxième dose pour en sentir les effets. Les effets secondaires sont classiques : fièvre passagère et courbatures après injection. Â
Initialement, ce vaccin est destiné aux individus âgés de 18 ans et plus, mais depuis le mois de juillet, certaines provinces de Chine utilisent aussi le Sinopharm sur un groupe d’âge plus jeune, entre 3 à 17 ans. Jusqu’à ce jour, l’OMS n’a pas encore évalué son efficacité contre les nouveaux variants notamment le variant Delta.
Inona no tsara ho fantatra momba ilay vaksiny Sinopharm ?
Izy io dia vaksiny novokarin’ny groupe pharmaceutique national any Sina, ary efa neken’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny fahasalamana. Andrana iray lehibe no nahitana fa fatra roa, mielanelana 21 andro, no ilaina amin’ny vaksiny Sinopharm. 79% ny fiarovana omeny amin’ny tranga tsotra sy tranga atahorana. Tahaka ny vaksiny rehetra kosa dia miandry 14 andro aorian’ny fatra faharoa vao tena hita ny asany ao amin’ny vatany. Mety ho voan’ny tazo vetivety na mahatsapa fanaintaninana ny olona avy nitsindrona ny vaksiny.
Tany am-boalohany dia natokana ho an’ny olona 18 taona no mihoatra ny Sinopharm. Saingy nanomboka tamin’ny volana jolay teo dia nisy faritany sasany tany Sina nanao andrana ny vaksiny tamin’ny ankizy 3 hatramin’ny 17 taona. Hatreto aloha dia tsy mbola voamarina fa mandaitra ity vaksiny ity amin’ireo fiovan’endrika vaovao, toy ny variant delta.