Chacun a ses limites pour supporter la douleur après une opération. Suite à une césarienne, chaque femme suit son propre rythme pour faire aisément bouger son corps après l’opération. Il n’existe donc pas de mouvements types adéquats dans ce cas de figure, pour une femme. Oliva, mère de famille de trois enfants ayant subi la césarienne trois fois, et Njara, récemment opérée, en témoignent. Pour nous faire connaître les exercices faits à la maternité, la sage-femme Landy nous explique ce que les mères accomplissent durant leur séjour à l’hôpital.
Samy manana ny fiharetan’ny hirifiry ny tsirairay rehefa avy nodidiana. Toy izany ihany koa ireo vehivavy izay nodidiana tamin’ny niteraka, samy manana ny hafainganan’ny fahasitranany izy ireo. Tsy misy fihetsika lasitra noho izany fa samy manana ny azy ireo vehivavy. Mitantara ny nataony avy i Oliva, renim-pianakaviana efa niteraka telo ary nodidiana daholo tamin’izy telo, sy i Njara izay vao nodidiana vao haingana. Hampahafantarin’i Rasazy Landy antsika ihany koa ny fanaon’izy ireo amin’ireo reny avy niteraka mandritra ny fotoana ao amin’ny hopitaly.