En général, les scientifiques considèrent au moins 3 paramètres pour classifier les variants :
Premièrement, la transmission. A quelle rapidité et facilité le variant se transmet d’une personne à une autre.
Deuxièmement, la gravité de la maladie, c’est-à -dire son effet sur le système immunitaire à court et à moyen terme.
Et troisièmement, l’efficacité des vaccins, des traitements et des diagnostics par rapport aux variants.
Eventuellement, d’autres paramètres peuvent s’y ajouter en fonction du contexte local.
L’OMS a donc catégorisé les 11 variants répertoriés jusqu’ici en 3 groupes, selon leurs degrés respectifs d’importance pour la santé publique : les variants d’intérêt, les variants préoccupants et les variants à haut risque. La majorité des variants existants sont considérés comme variants d’intérêt.
Ahoana ny fomba hanasokajian’ny OMS ireo fiovan’endriky ny COVID-19 ?
Zavatra telo farafahakeliny no jeren’izy ireo :
Voalohany, ny fomba fifindran’ilay tsimokaretina sy ny hafainganany mifindra
Faharoa, ny vokadratsy aterak’ilay tsimokaretina eo amin’ny fahasalamana
Ary fahatelo, ny fahombiazan’ny vaksiny sy izay fitsaboana atao amin’ilay marary hoe mihena ve sa mitovy ihany
Mety misy singa hafa jerena ihany koa arakaraky ny zava-misy.
Hatreto dia miisa 11 ireo fiovan’endriky ny COVID-19 hitan’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny fahasalamana. Nozaraina anaty sokajy 3 samihafa izy ireo, arakaraky ny heriny : variant d’intérêt na mahaliana manokana, ny variant préoccupant na arahi-maso akaiky, ary ny variant à haut risque na tena atahorana.