COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Spencer Davis
De nombreux vaccins contre la COVID-19 sont maintenant disponibles

Est-ce que des études cliniques se poursuivent une fois les vaccins contre la COVID-19 sont commercialisés sur le marché ?

Oui, effectivement, des études cliniques sont encore menées pour confirmerl’efficacité du vaccin, en situation réelle. Cette phase est appelée la pharmacovigilance. Les experts évaluent, à grande échelle, sa tolérance et identifier tout effet indésirable grave ou inattendu, des symptômes non signalés auparavant.

Dans l’exemple précis de la COVID-19, des données récoltées durant les premières campagnes de vaccination permettront de déterminer l’impact sur les populations ciblées. Ensuite, il faut adapter ou corriger les pratiques, si nécessaire. Ces observations sont ensuite communiquées auprès du personnel soignant et du grand public.

Cette quatrième phase est également utile pour comprendre l’évolution du virus et l’apparition des nouveaux variants.

Studio Sifaka · 2021-09-23 DECRYPTAGE - ETUDE CLINIQUE VACCIN VF

Mbola mitohy ve ny fikarohana atao amin’ny vaksiny miady amin’ny COVID-19 na efa natomboka aza ny fizarana azy ?

Eny, tsy mitsahatra akory ny fikarohana atao mombana vaksiny iray na efa natomboka aza ny fizarana azy. Eo indrindra ny fotoana hisedrana ny fahombiazan’ny vaksiny, rehefa tena ampiasaina amin’ny fiainana andavanandro izy. Io no antsoina hoe « phase 4 » na hoe pharmacovigilence. Arahi-maso ireo endrika tsy fahazakana vaksiny mety hitranga, izay tsy mbola hita teo aloha. 

Raha ny momban’ny valanaretina COVID-19 ity izao, dia voatahiry daholo izay tsara ho fantatra rehetra  hatramin’ny andiany voalohany amin’ny fanaovana vaksiny. Ireny avy eo no dinihana sy aparatika any amin’ireo manampahaizana samihafa hahafahana misoroka na manitsy izay azo ahitsy.

Io “phase 4” io ihany koa dia manampy be amin’ny fahalalana misimisy kokoa ny tsimokaretina sy ny fiovany endrika.

Studio Sifaka · 2021-09-23 DECRYPTAGE - ETUDE CLINIQUE VACCIN VM
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter