L’efficacité d’un vaccin reste le même peu importe l’endroit où il est utilisé.
Toutefois, il existe un certain nombre de paramètres ou un protocole à appliquer à la lettre, au risque de provoquer une perte d’efficacité du vaccin. Ce sont notamment les conditions liées au transport, au stockage et à la distribution. Â
Les vaccins sont des produits biologiques très sensibles qui exigent un environnement spécifique. Par exemple, ils peuvent perdre de leur puissance s’ils sont exposés à une température en dehors de celle prescrite par les fabricants. Il faut ainsi avoir le bon matériel pour stocker les vaccins, surveiller en permanence les températures et avoir un plan B au cas il y une panne de courant. Les risques augmentent également si les personnes en charge d’entreposer les vaccins ne respectent pas les exigences de manipulation du vaccin.
Mety miova isaky ny firenena ve ny tahan’ny fahombiazan’ny vaksiny iadiana amin’ny COVID-19 ?
Tsia, mitovy hatrany ny tahan’ny fahombiazan’ny vaksiny iadiana amin’ny COVID19 na aiza na aiza toerana ampiasana azy.Â
Na izany aza dia misy singa maromaro na fomba fiasa tsy maintsy arahina hatramin’ny pitsopitsony indrindra, mba hitazomana izay fahombiazan’ny vaksiny izay. Matetika dia eo amin’ny fitaterana, fizarana sy fitahirizana ny vaksiny no ahitana izany.
Ny vaksiny mantsy dia vokatra biolojika mivelona anatina tontolo iainana manokana. Ohatra, mety hihena ny herin’ny vaksiny raha toa ka tsy voahaja ny maripana tokony itahirizana azy anaty vata fampangatsiahana. Mila manana fitaovana sahaza azy izany ny firenena iray, manana fomba hanaraha-maso ny maripana ary manomana vahaolana raha toa misy fahatapahan-jiro tampoka. Eo ihany koa ohatra ny fomba fikirakirana ny vaksiny izay tena saropady. Mila hofanina mialoha ireo olona hanao izany. Â