La surcharge cognitive survient lorsque le cerveau n’arrive plus à traiter la quantité d’informations qu’il reçoit tant il est saturé. Le docteur Michael Rarison, psychiatre à Espace médical, nous explique que la surcharge cognitive peut engendrer le stress et pousser à la dépression. Il faut donc une hygiène de vie saine et faire des exercices de concentration pour détendre le corps et le mental. Quant à l’Alzheimer précoce, il peut se manifester par des troubles de comportement chez les personnes âgées de moins de 60 ans. Le docteur Andrianiaina Raharison nous explique que toute personne peut souffrir de l’Alzheimer à un âge très avancé.
Voan’ny surcharge cognitive ny atidohantsika rehefa be loatra ny zavatra apidirina ao aminy. Manazava ny dokotera Rarison Michael, mpitsabo saina ao amin’ny espace médical fa mety hahavoa ny rarintsaina izy ity ary mety ho tonga hatrany amin’ny fahaketrehana ara-tsaina an dépression mihitsy aza. Mila tandrovina tsara izany ny fomba fiaina ary mila mampiasa ny fifantohana tsara hahazoan’ny vatana sy ny saina aina. Mikasika ny alzheimer précoce kosa, hita taratra amin’ny alalan’ny fikorontanan’ny fomba fitondran-tena izy ity alohan’ny 60 taona. Manazava ny dokotera Raharison Andrianiana fa tsy maintsy voan’ny Alzheimer daholo ny olona rehetra rehefa tena antitra loatra.