Les laboratoires du monde entier sont en train de chercher la réponse à cette question. Ils s’accordent à dire qu’il serait plus facile de mettre à jour les vaccins déjà existants au lieu de recommencer tout le processus depuis le début. La question est de savoir à quelle fréquence et à quel moment.
Une possibilité est de remplacer la version initiale de la protéine S, sur laquelle se basent les vaccins, contre une autre actualisée, en tenant compte des modifications spécifiques des variants. Justement, le choix de faire une 3e dose rentre dans cette approche. L’autre possibilité est d’associer les formes nouvelles aux anciennes de la protéine S dans un seul vaccin. C’est qu’on appelle un vaccin « multivalent ».
Selon certains experts, il faut compter, au moins cinq mois, entre la production d’un vaccin actualisé à la présentation des données des essais aux autorités de réglementation et aussi pour sa commercialisation.
Ahoana ny hahafahana mampifanaraka ny vaksiny amin’ireo endrika vaovaon’ny COVID-19 ?
Samy mieritreritra ny mety ho valin’io fanontaniana io avokoa ireo laboratoara manerantany. Manaiky izy ireo fa mora kokoa ny manamboatra ny vaksiny efa misy eo noho ny mamorona vaksiny vaovao mihitsy. Mila fantarina kosa hoe isaky ny inona ary amin’ny fotoana ohatry ny ahoana ny anaovana izany.
Ny azo atao voalohany dia ny manolo ilay antsoina hoe “proteine S” izay tena herin’ilay vaksiny, amina proteine S vaovao, izay efa novaina hifanaraka amin’ny fiovanendriky ny coronavirus. Io no eritreretina ampiasaina rehefa manomboka ny fatra fahatelo amin’ny vaksiny. Ny safidy faharoa dia ny mampiaraka azy roa ireo anaty fatrana vaksiny iray.
Araka ireo manampahaizana dia 5 volana eo no ilaina raha te hiverina hanamboatra vaksiny efa misy izay vao azo alefa hodinihan’ireo manampahefana ara-pahasalamana izany.